Teny iditra | fanasana vy | |
Singan-teny | fanasana ; vy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato voavoatra handranitana na hikikisana akora samihafa [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Meule émeri [1.13] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Fivaditsoratra | fanasana vy, fanasivana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |